Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Marsa, 2021
An-dalambe sy antserasera, Mivondrona manohitra ny fitondrana miaramila amin'ny endriny vaovao ny olom-pirenen'i Myanmar
Niraisana tanteraka ihany koa ny fihetsiketsehana, nandray ireo olona avy amin'ny karazana asa sy famantarana (mombamomba), ao anatin'izany ny olona avy amin'ny karazam-pinoana sy ny vondrom-piarahamonina LGBTQ.