Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Avrily, 2012
Myanmar: Eritreritra Momba Ny Voka-pifidianana
Nanao ny fankalazàna teny an-dàlambe ny mpifidy raha naneho ny fankasitrahany ny vokatry ny fifidianana tao amin'ny facebook kosa ireo mpampiasa aterineto izay hita fa tena fandresena goavana sahady ho an'ny antoko mpanohitra. Nampiseho ny vokatra [my] fa 43 tamin'ireo toeran'ny parlemanta miisa 45 no lasan'ny mpanohitra National League for Democracy...