Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Desambra, 2013
Ireo Tanora, Mahantra Mpifoka Lakaoly any Myanmar
Olana miharatsy ho an'ny zaza sahirana any Myanmar ny fidorohana diso tafahoatra ny lakaoly mora vidy. Nanadihady ny sasantsasany tamin'ireo ankizy ireo i Yin Yin Hnoung, mpianatra ho dokotera any amin'ny Anjerimanontolo Fianarana ho mpitsabo any Mandalay ary nandinika [my] ireo antony sy ny fiantraikan'ity fidorohana hafakely tafahoatra ity.