Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Novambra, 2014
Myanmar : Toherin'ny Mpianatra Sy Ny Mpampianatra Ny Lalàna, Lazainy Fa Fanamafisana Ny Rafi-Pampianarana Tamin'ny Andron'ny Jadona Miaramila
Mpianatra, mpampianatra, ary vondrona fiarahamonim-pirenena maherin'ny 200 no nampiray hery hanohitra ilay volavolan-dalàna momba ny Fanabeazam-Pirenenena any Myanmar.