Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Jona, 2017
Myanmar: “Eny, tsara ny zava-drehetra”
Notaterin'ny ny bilaogim-baovao Birmana MoeMaKa Media ity lahatsarin'ny Straits Times ao Singapaoro ity izay miresadresaka amin'ireo olom-pirenena Myanmar sasany sy ny hafa mandeha ao Yangon sy Singapaoro.