Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Febroary, 2021
Nanao hetsika tsy fankatoavam-bahoaka ny olom-pirenena ny ampitson'ny fanonganam-panjakana tao Myanmar
"Midika hoe siny vy ny hoe Than Pone. Midika hoe mampaneno vilany ny hoe Than Pone Tee. Amin'ny fomban-drazanay, midika hoe fandroahana fanahy ratsy ny fampanenoana siny vy."