Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Janoary, 2016
Tranonkala Feno Saripika Avy Eny Ifotony Mampiseho Ny Hakanton'ny Fiainana Andavanandro Ao Myanmar
Satria i Myanmar manomana ny hitohizany mankany aminà fanavaozana misimisy kokoa ato anatin'ny volana vitsivitsy ho avy, tena zavadehibe ireo tranonkala toy ny "Featured Collectives" amin'ny fandraketana sy fitaterana ny fiainana andavanandro ao anatin'ny fiarahamonina iray haingam-piova iray