Tantara mikasika ny Birmana tamin'ny Febroary, 2015
Pejy Facebook Rangoon Revealed “Hilaza ny Tantaran'i Burma, Olona Iray Amin'ny Fotoana Iray”
"Inona ny fotoana tsara indrindra teo amin'ny fiainanao? Raha nanan'anaka voalohany ny vadiko. Inona ny fotoana nampalahelo indrindra? Raha lasa tany amin'ny varo-tsy-mifody izany zaza izany."