Myanmar: Manolotra ny loharanom-boky an-tserasera momba ny literatiora any Myanmar ny bilaogera

(Marihina fa tamin'ny 3 Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mibilaogy momba ny fahitany ny tranomboky an-tserasera iray momba ny literatiora ao Myanmar i Nyi Lynn Seck.  Avy amin'ny Oniversiten'ny Washington no nahitana ny loharano ary ahitana ireo sanganasa sarotra hita momba ny Tantara, ny Kolontsaina,ny Arkeolojia ary ny Literatiora ao Myanmar izany. ROHY

University of Washington Library Myanmar Literature

Boky toy ny

  • Ramayana in Burmese Literature and Arts, (Ramayana ao amin'ny Literatiora sy ny Zavakanto Birmana)
  • The General Condition of the People of British Burma at the time of the Deposition of King Thibaw, (Ny fepetra niainan'ny vahoaka Birmana Britanika amin'ny ankapobeny tamin'ny fotoana nanesorana ny Mpanjaka Thibaw,)
  • Myanmar and Historical Writing, (Myanmar sy ny fanoratana ara-tantara,) ary hita ao amin'ny tranonkala ihany koa ireo maro hafa.

Nandefa torolàlana amin'ny antsipiriany momba ny fomba ny fitrohana loharano avy ao amin'ny tranokalan'ny Oniversiten'i Washington i Nyi Lynn Seck.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.