Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices.
Tsy mamoaka lahatsoratra fotsiny izahay hanangonana ‘kitika’ na hanaraka fironam-baovao fa miezaka kosa izahay hitsongo dia ijerenay ny fiantraikan'ny asa mafy ataonay manerana izao tontolo izao.
Noho izany, ny fomba iray ilaina mba hamantarana izany dia ny fomba hamalian'ny mpamaky ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Andeha hojerentsika ary hoe iza ireo mpamaky ary inona avy ireo lahatsoratra nahasarika ny sain'izy ireo nandritra ny herinandron'ny 2-8 avrily 2018.
Aiza eto amin'izao tontolo izao ireo mpamaky ny Global Voices?
Tamin'iny herinandro iny, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 209 ny tantaranay sy ny fandikanteninay! Ireto ny firenena miisa 20 lohalaharana tamin'ny fitsidihana ny tranokalan'ny Global Voices :
1. Japan
2. Etazonia
3. Brezila
4. Frantsa
5. Però
6. Meksika
7. Espaina
8. Colombia
9. India
10. Arzantina
11. Taiwan
12. Fanjakana Mitambatra UK
13. Bangladesh
14. Italia
15. Alemaina
16. Rosia
17. Canada
18. Filipina
19. Indonezia
20. Shily
Saingy ampahany kely amin'ny fahasamihafana misy eo amin'ireo mpamaky ihany ireo. Andao ampiasaintsika ny True Random Number Generator avy ao amin'ny Random.org ary hitopi-maso kely ireo firenena vitsivitsy hafa ao amin'ny lisitra isika:
128. Brunei
60. El Salvador
182. São Tomé & Príncipe
168. Mayotte
53. Thailandy
Global Voices teny Anglisy
Ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana ny ankamaroan'ny votoaty mivoaka voalohany ato amin'ny Global Voices. Ireto ny lahatsoratra dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'ny herinandro lasa teo:
1. Look What Large-Scale Mining Did to These Four Beautiful Philippine Islands (nivoaka voalohany tamin'ny taona 2015)
2. How English-Language Pronouns Are Taught Around the World
3. Bangladesh Is the World’s ‘Most Vegetarian Country’? Not Quite.
4. Marvia Malik, Pakistan’s First Transgender Newscaster, Wants to Change Societal Attitudes Toward Her Community
5. A Children’s Costume Contest in Macedonia Sparks Outrage With ‘Portable Adolf’ Hitler Entry
Global Voices Lingua
Ny Lingua dia tetikasa iray mandika an-tsoratra ireo tantara ato amin'ny Global Voices amin'ny fiteny hafa ankoatra ny teny Anglisy. Misy 30 eo ho eo ny tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ny tantara be mpamaky indrindra na nanaovana fandikanteny tao amin'ny tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'ny herinandro lasa teo.
Arabo
- من هو جلال الدين الرومي، وإلى من ينتمي؟ (Iza moa i Jalaluddin Rumi, ary Rumi avy aiza izy?” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Aymara
- Cuba: XVI Benedict Papa-x Cuba-n Jutïr Pachap (Kiobà: Nanao topimaso tamin'ny hoavin'i Kiobà ny Papa Benoà 16″ ôrizinaly nivoaka tamin'ny taona 2012)
Bangla
- নেলসন ম্যান্ডেলার ১৭টি জ্ঞানগর্ভ উক্তি যা সকলের পাঠ করা উচিৎ (Tenim-pahendrena 17 avy amin'i Nelson Mandela Tsara Vakin'ny Tsirairay,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Boligara
- Филмът “Мъгла над Сребреница” и оцелелите при едно от най-големите кланета в Европа (Filma ‘Ny Zavon'i Srebrenica’ Mampiseho Antsika Ny Olona Tafavoaka Velona Tamin'ny Iray Amin'ireo Fandripahana Ratsy Indrindra Tao Eoropa,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2015)
Shinoa (notsorina)
- 中国:性、监控、与“人民色情”(People’s Porn)的崛起 (“Shina: Fananahana, Sivana ary ny fisandratan'ny ‘Olon'ny filma vetaveta,’” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2011)
Shinoa (nentim-paharazana)
- 「對抗帝國主義,好膽你就來!」 — 電影「黑豹」對千里達及多巴哥影響甚鉅 (“‘Vonona hanaiky ny tontolo hanjakazaka, Fahasahiana hanandrana’ — Inona ny dikan'ny filma ‘Black Panther’ ho an'i Trinite & Tobago”)
Tseky
- Izrael, jedna z nejvyprahlejších zemí světa, má dnes vody nadbytek (“Israely , Iray amin'ny Firenena Makiana Indrindra Manerantany, Tondraka Rano Ankehitriny,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Holandey
- Israël, een van de droogste landen ter wereld, wordt nu overspoeld door water(“Israely , Iray amin'ny Firenena Makiana Indrindra Manerantany, Tondraka Rano Ankehitriny,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Esperanto
- Promocii lingvistike pli diversan interreton per la gepatralingva memeo-defio 2018 (“Fampiroboroboana ny fahamaroan-mpiteny kokoa amin'ny aterineto amin'ny alalan'ny fanamby soratra-sy-sary 2018″)
Farsi
- فیلمی که تجارت سکس کودکان را در ماداگاسکار افشا کرده است. (“Filma Mampiseho ny Famarotana Ankizy Hivaro-tena ao Madagasikara,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Frantsay
- Nelson Mandela : 17 citations à se remémorer pour apprécier sa sagesse (Tenim-pahendrena 17 avy amin'i Nelson Mandela Tsara Vakin'ny Tsirairay,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Alemà
- Israel, eines der trockensten Länder der Welt, hat nun Wasser im Überfluss (“Israely , Iray amin'ny Firenena Makiana Indrindra Manerantany, Tondraka Rano Ankehitriny,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Grika
- Η δική σου φαντασίωση είναι ο δικός της εφιάλτης: “Σέξι” Πακιστανές γυναίκες στο YouTube (Ny Nofinofinao no nofiratsiny: Vehivavy Pakistaney ‘Sexy’ ao amin'ny YouTube,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Hindi
- जापान : यौन दासियों की लंबित मांगों पर ध्यान खींचते वीडियो (“Japana: Antso an-Dahatsary Nataon'ny Vehivavy Fampiononana Mampitodika amin'ny Olana Iray mbola tsy voavaha,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2008)
Hongroà
- 17 Nelson Mandela-idézet, melyet érdemes ismerni (“Tenim-pahendrena 17 avy amin'i Nelson Mandela Tsara Vakin'ny Tsirairay,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Italiana
- La più grande minierà d'oro a cielo aperto del Brasile colpisce il cuore dell'Amazzonia (Orinasa Kanadiana No Hanorina Ny Toeram-pitrandrahana Volamena Ankalamanjana Lehibe Indrindra ao afovoan'ny Amazonia Ao Brezila,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2017)
Japoney
- 日本での驚きの体験がツイッターで大きな話題に (“Nalaza haingana dia haingana ny randran-tsanganana tsikaritra sy tsy nampoizina Twitter”)
Koreana
- 러시아 남성에 대한 우크라이나 여성의 섹스보이콧 (Fahiranon'ny Vehivavy Okrainiana Amin'ny Lehilahy Rosiana,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2014)
Kiorda
- ‘ئافرەتی ئاسک : کۆکراوەی بەرھەمی ھونەری ‘ تیشک دەخاتە سەر توندوتیژی دژی ئافرەتە رەسەنەکانی ئەمریکای باکور (‘Ry vehivavy diera: Amboara Iray Voafantina’ Manazava ny Herisetra Manjo Ireo Vehivavy Teratany ao Amerika Avaratra,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2017)
Makedoniana
- Штетата направена врз четири прекрасни филипински острови од масовното ископување руда (“Jereo ny nataon'ny Nataon'ny Orinasa Mpitrandraka ireo Nosin'i Filipina Efatra Tsara Ireto,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2015)
Malagasy
Nepali
- ल्याटिन अमेरिकाको मिडिया शो मा स्टेफन हकिङ प्रति श्रद्धांजलि, वैज्ञानिक निधनको कारण शोकले कसरी सीमा पार गर्दछ (“Mihoatra Sisintany ny Fanomezam-boninahitra an'i Stephen Hawking”)
Poloney
- Co można kupić za najniższą stawkę krajową w Meksyku? (Ambany loatra (tokony ho) heloka bevava ny karama kely indrindra ao Meksika. Ara-dalàmpanorenana ve izany?” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2014)
Portiogey
- Um ritual de proteção para “fechar o corpo” liga tradições religiosas diferentes no Brasil (Fiarovana ny fomban-drazana “Sarony ny vatana” Mampifandray ireo Fomban-drazana Ara-pivavahana Isan-karazany any Brezila,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Punjabi
- ਸਿਰੀ ਲੰਕਾ ਦੇ ਮੁਸਲਮਾਨਾਂ ਦੇ ਖ਼ਿਲਾਫ਼ ਹਿੰਸਾ ਦੇ ਬਾਅਦ ਐਮਰਜੈਂਸੀ ਦਾ ਐਲਾਨ (“Manambara ny Firenena Misy Hotakotaka i Sri Lanka Taorian'ny Herisetra Anti-Miozolomana”)
Romaniana
- România încearcă să traseze linii în jurul noțiunii de familie (“Te-Hanoritra tsipika (mamaritra) ny atao hoe Fianakaviana i Romania,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2017)
Rosiana
- 10 африканских блюд, которые каждый должен попробовать (Sakafo 10 Avy ao Afrika Atsimon'i Sahara Tsara Andraman'ny Tsirairay,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2014)
Serba
- Ljudi iza skrivenih kamera u moskovskim javnim toaletima i žena koja uzvraća udarac (“Ilay Lehilahy Ambadiky ny Kamerà Miafina Tao Amin'ny Efi-pidiovana tao Moskoa sy ilay Vehivavy Mamaly Faty Izany,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Espaniola
- Costumbres y tradiciones de Semana Santa en el Perú (“Fomban'ny Herinandro Masina sy ny Fomba Nentin-Drazana ao Però,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2014)
Tiorka
- Katarlıyım ve Evleneceğim Kişiye Karar Verebilmek İstiyorum (“Katari aho, ary Te ho Afaka Manapa-kevitra Ho An'ny Tenako Ny Amin'izay Ho Vadiako,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Urdu
- افغانستان کی ان دیکھی تصاویر (Mizara ny Sarin'i Afghanistan Mbola Tsy Hitanao,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2012)