Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices.
Tsy mamoaka lahatsoratra fotsiny izahay hanangonana ‘kitika’ na hanaraka fironam-baovao fa miezaka kosa izahay hitsongo dia ijerenay ny fiantraikan'ny asa mafy ataonay manerana izao tontolo izao.
Noho izany, ny fomba iray ilaina mba hamantarana izany dia ny fomba hamalian'ny mpamaky ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Andeha hojerentsika ary hoe iza ireo mpamaky ary inona avy ireo lahatsoratra nahasarika ny sain'izy ireo nandritra ny herinandron'ny 26 marsa ka hatramin'ny 1 avrily 2018.
Aiza eto amin'izao tontolo izao ireo mpamaky ny Global Voices?
Tamin'iny herinandro iny, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 215 ny tantaranay sy ny fandikanteninay! Ireto ny firenena miisa 20 lohalaharana tato amin'ny tranokalan'ny Global Voices :
1. Etazonia
2. Brezila
3. Però
4. Frantsa
5. Japana
6. Fanjakana Mitambatra (UK)
7. Espaina
8. Meksika
9. Canada
10. Italia
11. Alemaina
12. Colombia
13. Taiwan
14. India
15. Rosia
16. Bangladesh
17. Arzantina
18. Indonezia
19. Madagasikara
20. Tanzania
Saingy ampahany kely amin'ny fahasamihafana misy eo amin'ireo mpamaky ihany ireo. Andao ampiasaintsika ny True Random Number Generator avy ao amin'ny Random.org ary hitopi-maso kely ireo firenena vitsivitsy hafa ao amin'ny lisitra isika:
162. Goiana Frantsay
44. Korea Atsimo
68. El Salvador
114. Zeorzia
36. Hong Kong
Global Voices teny anglisy
Ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana ny ankamaroan'ny votoaty mivoaka voalohany ato amin'ny Global Voices. Ireto ny lahatsoratra dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'ny herinandro lasa teo:
1. A Romanian in the UK: On the Thin Line Between ‘Undesirable Migrant’ and ‘Welcomed Contributor’
2. Netizen Report: Ethiopia Arrests Leading Journalists and Activists in ‘State of Emergency’
3. A Muslim Scholar Seeks to Link Israel and Indonesia Through the Hebrew Language
4. ‘They Beat Me Everyday With an Electric Cable…They Smashed My Head Into the Walls’
5. Highly Trained and Educated, Some Foreign-Born Doctors Still Can’t Practice Medicine in the US
Global Voices Lingua
Ny Lingua dia tetikasa iray mandika an-tsoratra ireo tantara ato amin'ny Global Voices amin'ny fiteny hafa ankoatra ny teny Anglisy. Misy 30 eo ho eo ny tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ny tantara be mpamaky indrindra na nanaovana fandikanteny tao amin'ny tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'ny herinandro lasa teo.
Arabo
- من هو جلال الدين الرومي، وإلى من ينتمي؟ (“Iza moa i Jalaluddin Rumi, ary Rumi avy aiza izy?” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Aymara
- Cuba: XVI Benedict Papa-x Cuba-n Jutïr Pachap (“Kiobà: Nanao topimaso tamin'ny hoavin'i Kiobà ny Papa Benoà 16″ ôrizinaly nivoaka tamin'ny taona 2012)
Bangla
- নেলসন ম্যান্ডেলার ১৭টি জ্ঞানগর্ভ উক্তি যা সকলের পাঠ করা উচিৎ (“Tenim-pahendrena 17 avy amin'i Nelson Mandela Tsara Vakin'ny Tsirairay,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Boligara
- Филмът “Мъгла над Сребреница” и оцелелите при едно от най-големите кланета в Европа (“Filma ‘Ny Zavon'i Srebrenica’ Mampiseho Antsika Ny Olona Tafavoaka Velona Tamin'ny Iray Amin'ireo Fandripahana Ratsy Indrindra Tao Eoropa,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2015)
Shinoa (notsorina)
- 一名身穿「『习』特勒」T恤的中国活动人士被捕失踪 (“Mpikatroka Shinoa Nanao T-Shirt ‘Xitler’ Nanjavona Tany Am-ponja,” ‘nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Shinoa (nentim-paharazana)
- 影片:馬達加斯加的兒童性交易 (“Madagasikara : Lahatsary mitatitra ny fanolanana ireo zaza tsy ampy taona,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Tsheky
- Izrael, jedna z nejvyprahlejších zemí světa, má dnes vody nadbytek (“Israely , Iray amin'ny Firenena Makiana Indrindra Manerantany, Tondraka Rano Ankehitriny,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Holandey
- Israël, een van de droogste landen ter wereld, wordt nu overspoeld door water (“Israely , Iray amin'ny Firenena Makiana Indrindra Manerantany, Tondraka Rano Ankehitriny,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Esperanto
- Renkontiĝo kun Ara Malikian, la kosmopolito kun violono (“Fantaro i Ara Malikian, Kosmopolitana miaraka amin'ny Lokanga,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2017)
Farsi
- فیلمی که تجارت سکس کودکان را در ماداگاسکار افشا کرده است. (“Filma Mampiseho ny Famarotana Ankizy Hivaro-tena ao Madagasikara,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Frantsay
- Une entreprise canadienne veut construire la plus grande mine d’or du Brésil — au cœur de l’Amazonie (“Orinasa Kanadiana No Hanorina Ny Toeram-pitrandrahana Volamena Ankalamanjana Lehibe Indrindra ao afovoan'ny Amazonia Ao Brezila,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2017)
Alemà
- Israel, eines der trockensten Länder der Welt, hat nun Wasser im Überfluss(“Israely , Iray amin'ny Firenena Makiana Indrindra Manerantany, Tondraka Rano Ankehitriny,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Grika
- 17 σοφές φράσεις του Νέλσον Μαντέλα που όλοι πρέπει να διαβάσουν(“Tenim-pahendrena 17 avy amin'i Nelson Mandela Tsara Vakin'ny Tsirairay,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Hindi
- जापान : यौन दासियों की लंबित मांगों पर ध्यान खींचते वीडियो (“Japana: Antso an-Dahatsary Nataon'ny Vehivavy Fampiononana Mampitodika amin'ny Olana Iray mbola tsy voavaha,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2008)
Hongroà
- 16 film, amit látnod kell, ha meg akarod ismerni a világot (“Sokafy ny Faravodilanitry ny Fahalalànao Sarimihetsika Amin'ireto Filma 16 Manerana Izao Tontolo Izao Ireto,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Italiana
- La più grande minierà d'oro a cielo aperto del Brasile colpisce il cuore dell'Amazzonia (“Orinasa Kanadiana No Hanorina Ny Toeram-pitrandrahana Volamena Ankalamanjana Lehibe Indrindra ao afovoan'ny Amazonia Ao Brezila,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2017)
Japoney
- 誰もが知るべきネルソン・マンデラの17の知恵 (“Tenim-pahendrena 17 avy amin'i Nelson Mandela Tsara Vakin'ny Tsirairay,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Koreana
- 러시아 남성에 대한 우크라이나 여성의 섹스보이콧 (“Fahiranon'ny Vehivavy Okrainiana Amin'ny Lehilahy Rosiana,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2014)
Kiorda
- ‘ئافرەتی ئاسک : کۆکراوەی بەرھەمی ھونەری ‘ تیشک دەخاتە سەر توندوتیژی دژی ئافرەتە رەسەنەکانی ئەمریکای باکور (“‘Ry vehivavy diera: Amboara Iray Voafantina’ Manazava ny Herisetra Manjo Ireo Vehivavy Teratany ao Amerika Avaratra,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2017)
Makedoniana
- „Дали останатите знаат дека постоиме?“ – Сведоштво на една медицинска сестра од опсадената источна Гута во Сирија (“‘Fantatry ny hafa ve fa misy izahay?': Fijoroana vavolombelona ataon'ny mpanampy mpitsabo iray avy ao Ghouta Atsinanana tratran'ny fahirano ao Syria)
Malagasy
Nepaley
- ल्याटिन अमेरिकाको मिडिया शो मा स्टेफन हकिङ प्रति श्रद्धांजलि, वैज्ञानिक निधनको कारण शोकले कसरी सीमा पार गर्दछ (“Mihoatra Sisintany Ny Fisaonana An'i Stephen Hawking”)
Poloney
- Rosja: Obowiązkowa służba wojskowa pod atakiem (“Rosia: Voatsikera ny Fanompoana Ara-Miaramila Tsy Maintsy Atao,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2012)
Portiogey
- Um ritual de proteção para “fechar o corpo” liga tradições religiosas diferentes no Brasil (“Fiarovana ny fomban-drazana “Sarony ny vatana” Mampifandray ireo Fomban-drazana Ara-pivavahana Isan-karazany any Brezila,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Punjabi
- ਸਿਰੀ ਲੰਕਾ ਦੇ ਮੁਸਲਮਾਨਾਂ ਦੇ ਖ਼ਿਲਾਫ਼ ਹਿੰਸਾ ਦੇ ਬਾਅਦ ਐਮਰਜੈਂਸੀ ਦਾ ਐਲਾਨ (“Manambara ny Firenena Misy Hotakotaka i Sri Lanka Taorian'ny Herisetra Anti-Miozolomana”)
Romaniana
- 14 filme interzise în Iran din 2007 (“Filma 14 Noraràna tao Iran hatramin'ny taona 2007,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2015)
Rosiana
- 10 африканских блюд, которые каждый должен попробовать (“Sakafo 10 Avy ao Afrika Atsimon'i Sahara Tsara Andraman'ny Tsirairay,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2014)
Serba
- Ljudi iza skrivenih kamera u moskovskim javnim toaletima i žena koja uzvraća udarac (“Ilay Lehilahy Ambadiky ny Kamerà Miafina Tao Amin'ny Efi-pidiovana tao Moskoa sy ilay Vehivavy Mamaly Faty Izany,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Espaniola
- Costumbres y tradiciones de Semana Santa en el Perú (“Fomban'ny Herinandro Masina sy ny Fomba Nentin-Drazana ao Però,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2014)
Tiorka
- Katarlıyım ve Evleneceğim Kişiye Karar Verebilmek İstiyorum (“Katari aho, ary Te ho Afaka Manapa-kevitra Ho An'ny Tenako Ny Amin'izay Ho Vadiako,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Urdu
- افغانستان کی ان دیکھی تصاویر (“Mizara ny Sarin'i Afghanistan Mbola Tsy Hitanao,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2012)