Fanorisorenana nanjo ny vehivavy iray mpitsara lalao nandritra ny lalao baolina kitra iray, manasongadina ny fanamby atrehan'ireo vehivavy mpitsara lalaoManohy manoratra tantara eny anivon'ireo mpankafy sy mpijery mpanavakavaka ny maha-lahy sy vavy ireo vehivavy mpitsara baolina kitra.Mpanoratra Richard Wanjohi Nandika (fr) i Abdoulaye Bah, Sylvia Aimée27 Febroary 2023