Tantara mikasika ny Rwanda tamin'ny Oktobra, 2010
Afrika: Mbola mitolona ho amin'ny fahalalahana an-gazety ny mpanao gazety
Reporters Sans Frontières no namoaka ny Filaharan'ny fahalalahan-gazety androany (20/10/2010). Nomarihan'ity fizarana momba an'i Afrika moa fa faninefany misesy izay no nitazonan'i Eritrea ny laharana farany ary amin'ireo firenena afrikana mpiteny...