Tantara mikasika ny Rwanda tamin'ny Septambra, 2018
Vehivavy roa sahy nanohitra ny filoha Roandey Paul Kagame
Amin'ny fanitarana ny 23 taona naha-teo azy amin'ny fitondrany, tsy omen'i Kagame ho an'ny Roandey ny fahafahana voalohany miaina tetezamita milamina amin'ny fahefana ao amin'ny fireneny.