Tantara mikasika ny Malawi tamin'ny Novambra, 2012
Toekaren'i Malaoi: Tondrombohitra Avo Sarotra Anihana Ve?
Nanomboka ny Aprily 2012, rehefa nandray ny fitantanana ny governemanta teo ambany fitarihan'i Bingu wa Mutharika i Joyce Banda, niaina fifangaroam-panantenana sy hadisoam-panantenana ny vahoaka ao Malaoi - jereo ato ny sasany amin'ireo antony mahatonga izany.