· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Malawi tamin'ny Janoary, 2008

Malawi: Mba tano re ny asa azo!

Manoro hevitra ny Malawita i Clement Nyirenda hoe : “Nahatonga saina ahy iny resadresaka iny satria nahafantarako fa be ny eto Malawi no mitady asa. Koa raha efa manana asa ianao, dia isaory Andriamanitra na dia kely aza ny karama fa tsy misy izao ny tsenan'asa.” Ndesanjo Macha