· Desambra, 2008

Tantara mikasika ny Malawi tamin'ny Desambra, 2008

Malawi: Fifaninanana web & ireo filohany ao amin'ny Facebook

  13 Desambra 2008

Nitombo ny lazan'ny fitaovam-piseraserana ara-piaraha-monina voalohany any Malawi, araka ny hita tamin'ny fifaninanana Malawita voalohany momba ny aterineto atao tamin'ity volana ity, ary noho ny Filoha Malawita teo aloha sy amin'izao fotoana izao mampiseho ny mombamomba azy ao amin'ny Facebook ary samy manana ny mpanohana azy ihany koa.