Tantara mikasika ny Sahara Andrefana tamin'ny Desambra, 2018
Sahara Andrefana: Nomena Aina Amin'ny Fiteny Castillan Ny Tononkalo Sahraouie
Ho an'ireo kolontsaina sasantsasany, ny sakafo, ho an'ny hafa kosa, ny mozika, ary marobe ireo kolontsaina manamafy ny amantarana azy amin'ny alalan'ny taotrano. Anisany iray amin'ireo toetra manokana ara-kolotoraly ho an'i Sahara Andrefana, ny lovantsofina, ary ny tononkalo no manana lanjany betsaka indrindra eo anatrehan'ireo Sahraouis [teny espanola]. Manana lanjany goavana ao anatin'ny fiainan'izy ireo io literatiora io amin'izao fotoana izao