· Desambra, 2009

Tantara mikasika ny Sahara Andrefana tamin'ny Desambra, 2009

Sahara Andrefana: Voaroaka i Aminatou Haidar

  21 Desambra 2009

Aminatou Haidar dia mafana fo lohalaharana amin'ny fitakiana ny fahaleovantenan'i Sahara Andrefana (avy any Maraoka). Ny Zoma 13 Novambra, raha niverina ho any Laayoune (tanàna iray any amin'ny faritr'i Sahara Andrefana), nosamborina izy ary noroahana noho izany. Manangona ny fanehoan-kevitra avy amin'ny mpitoraka blaogy rehetra i Jillian C..