· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Sahara Andrefana tamin'ny Aogositra, 2017

Sahara Andrefana: Dite Telo Kaopy

  20 Aogositra 2017

Tahaka ny kolontsaina maro, namorona fomba amam-panao sy fombafomba ara-tsosialy manodidina ny dite ireo mponina any Sahara Andrefana ary azontsika sary an-tsaina ny tany efitra, ny lanitra tsy misy rahona amin'ny alina, ny volana fenomanana ary ny dite (roa na telo kaopy)!