· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Honduras tamin'ny Jona, 2018

Honduras: ny fanohanana ny fizahantany anatiny

  06 Jona 2018

Mino tanteraka ny fomba hanampian'ny fizahantany anatiny ny fireneny ilay bilaogera Honduras Guillermo Anderson. Mana-namana izay nanao fikirizana lehibe izy mba hananganana ny orinasany madinika ary manantena fa afaka manohana ity orinasa ity ny mponina Honduras.