Tantara mikasika ny Honduras tamin'ny Aogositra, 2016
Kanefa, Nisy Mpiaro Tontolo Iainana Iray Hafa Indray Novonoina Tany Honduras. Rahoviana Izany No Hifarana ?
"Takianay ny hanatsaharan'ny governemanta eto Honduras ny famonoana ireo mpikatroka mafana fo mpiaro ny tontolo iainana. Atsaharo ny famonoana anay nohon'ny fiarovanay ny zonay.."