Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Avrily, 2024
Mitady tantara momba an'i Okraina ny Global Voices
Mitarika tetikasa momba ny lahatsoratra karamaina momba an'i Okraina sy avy amin'ny Okrainiana ny Global Voices na aiza na aiza toerana misy azy amin'izao fotoana. Ny tantara dia azo apetraka sy soratana amin'ny teny Okrainiana, Anglisy na Rosiana.