Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Febroary, 2014
Araho Mivantana Ny Fihetsiketsehana #Euromaidan Ao Okraina
Niafara tamin'ny famoizan'ain'olona goavana ny fifandonana teo amin'ny olom-pirenana an'hetsiny sy ny herim-pamoretan'ny governemanta nandritra ny fihetsiketsehana tao Okraina ny harivan'ny 18 Febroary.