Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Oktobra, 2018
Mampisahana ny fampiharana lalàna any amin'ny orinasa tsy miankina iray tsy manaja ny zon'olombelona i Okraina
Raha ara-teknika, dia tsy mpitandro filaminana ara-panjakana izy ireo. Mifototra amin'ny fifanarahana nosoniavina teo amin'izy ireo sy ny tanàna ihany ny fe-potoam-piasan'izy ireo - izay miovaova be isaky ny tanàna - ary tsy misy mihitsy ny rafitra momba ny fandraisana andraikitra.