Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Desambra, 2016
Karazam-Pihetseham-po Manoloana ny Teatira Vaovao Ao Podil, Kyev
Nankasitraka sy nihorakoraka tamin'ny fampisehoana ny "Trano fanaovana fampisehoana tantara an-tsehatra" ao amin'ny iray amin'ireo arabe tranainy indrindra ao an-tanandehibe ireo mponina ao Kyev.