Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Marsa, 2015
Okrainiana Mpanao Gazety Voafonja, Ny Rosiana Mpitandro Filaminana Ao Krime No Maka Am-bavany Azy
Noànan'ireo manamboninahitr ny FSB tao Krimea ary nalainy am-bavany ny mpanao gazety iray ao amin'ny Ivontoeran'ny Asa Fanaovana Gazety Fanadihadiana avy ao Simferopol, mifandray amin'ny resaka fanadihadiana heloka bevava momba ny "fiantsoana ny vahoaka ho amin'ny fisaratsarahana"