Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Oktobra, 2011
Okraina: Ny Filoha Yanukovych Ao Anatin'ny The Simpsons?
Ny tantara farany nivoaka tamin'ilay andian-tsarimiaina The Simpsons dia nieli-patrana tany Okraina noho izy nanao kisarisary mampihomehy momba ny firenena sy ilay jiolahy mafia any Kiev antsoina hoe Victor, izay, araka ny navoitran'ny mpiondana aterineto, dia mitovy amin'ny Filoha Okrainiana Viktor Yanukovych.