Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Mey, 2016
Okraina : Ny Fomba Handaminana Ny Olan'ny Mpitsoa-Ponenana Mankany Eoropa
Raha toa ka ampiasain'ny manampahefana Okrainiana sy ireo mpikatroka amin'ny hery farany havanana mba hahazoana tombony ara-politika sy hanefena ny fijerin'ny olona ny olan'ny mpitsoa-ponenana, ireo mpitsoa-ponenana avy any Afovoany Atsinanana izy tenany kosa dia tsy nirohotra mba hiorim-ponenana any Okraina.