Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Jona, 2021
Tatitra vaovao manasongadina ny fitohizan'ny tsindry mitohy mahazo ireo Okrainiàna mpikatroka sy mpiaro zon'olombelona
Ankoatry ny fandrahonana nomerika, zavatra tena nahazatra tamin'ny telo volana voalohan'ny taona 2021 ny nahita herisetra ara-bàtana, fanimbàna fanànana ary ezaka fandemena ireo mpikatroka mpiaro zon'olombelona.