Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Jona, 2011
Okraina: Manivana Facebook?
Tetyana Bohdanova no mitatitra ny raharahan'i Mykola Sukhomlyn, mpamaham-bolongana Okrainian sady iray amin'ny mpisera Facebook malaza, izay nofaranana tamin'ny voalohany volana jona 2011 ny kaontiny.