Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Marsa, 2016
Misy Toerana Mahasambatra Ve ao Okraina? Jereo Ato Amin'Ity Sarintany Ity
Misy vondrona mpanolotena iraisampirenena iray manangana sarintany an-tserasera ahitana ny toerana rehetra ao Okraina hanandroan'ny olona ao fa mahatsiaro sambatra (faly) ry zareo.