Fikatrohana antserasera sy ny hetsika antserasera ao Afovoany Atsinanana

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2009)
Fikatrohana antserasera sy ny hetsika antserasera ao Afovoany Atsinanana

Fampahafantarana mamaritra ny toetry ny fikatrohana antserasera ankehitriny ao Afovoany Atsinanana ary manasongadina ireo hetsika antserasera mahomby. Mamaly ireto fanontaniana manaraka ireto izany ankoatra ny maro hafa:

  • Ahoana no fomba fampiasan'ireo mpikatroka antserasera ny aterineto mba hanatratrany ny tanjon'izy ireo?
  • Inona ireo fitaovana / sehatra ampiasain'izy ireo ary ahoana ny fahombiazan'izany fitaovana izany?
  • Ny bilaogera ve no mpikatroka, olon-tsotra mpanoratra isan'andro ankehitriny, sa zavatra hafa?
  • Inona no lanjan'ny fifandraisana amin'ny tambajotran'ny mpikatroka antserasera iraisam-pirenena, miampita sisintany?

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.