Famahanana bilaogy ho fikatsahana ny zon'ireo Kiorda 

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanatevin-daharana hiady hananan'ny Kiorda ny zony ireo tanora bilaogera manerana ny Afovoany Atsinanana: “Ny tanjonay voalohany dia ny fampahalalam-baovao izay ilain'ny Kiorda mba hanehoana ny heviny, noho izany dia mangataka izahay mba hamelana ireo feo ireo hiteny, farafaharatsiny ato amin'ny aterineto, izay hany solon'ny fampitam-baovaonay iadiana amin'ny sivana sy ny famoretana.”  Mampiseho ireo sary maro feno herisetra tamin'ny famoretana natao tamin'i Kiorda ny lahatsary iray izay tafiditra tao anatin'ny fanentanana ary efa nalefa tao amin'ny YouTube, ary efa natomboka ato ny fanangonan-tsonia hampitsaharana ny sivana amin'ny fampitam-baovao atao amin'ny Kiorda.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.