Na dia eo aza ny fandrahonana amin'ny fisamborana, dia lasa nalaza tao Thailandy ny hira rap mitsikera ny fitondrana miaramila

Ity ampahany tamin'ny lahatsarin-kira ity dia maneho ny herisetra atao amin'ny mpitsikera ny miaramila Thailandey sy ny fifandonana matetika eo amin'ireo mpanohana ny antoko politika. Pikantsary tao amin'ny lahatsary YouTube.
Ny lahatsarin-kira rap mitsikera ny governemanta tantanan'ny miaramila ao Thailandy dia niparitaka na dia nisy aza ny fandrahonana nataon'ireo manampahefana hanadihady ireo mpanakanto ao ambadik'ity hira malaza ity izay nolazain'ny praiminisitra fa “tsy mety” .
Nivoaka tamin'ny 22 Oktobra, nahasarika mpijery YouTube miisa 600.000 tao anatin'ny roa andro monja ilay lahatsarin-kira maharitra dimy minitra “Prathet Ku Mi” (Inona no mahazo ny Fireneko) avy amin'ny tarika “Rap Against Dictatorship” . Tamin'ny fotoana nanoratana dia efa nahatratra 40 tapitrisa ny nijery izany.
Nanoratra niaraka ny hira izay mitsikera ny herisetra ataon'ny fanjakana, ny kolikoly ataon'ny governemanta, ary ny fitondrana miaramila ankehitriny ny tarika ahitana mpiangaly rap miisa 10, izay nisafidy ny tsy hitonona anarana ny sasany tamin'izy ireo.
Nanao fanonganam-panjakana ny tafika notarihan'ny Jeneraly Prayuth Chan-ocha tao Thailandy tamin'ny taona 2014. Nisy lalàm-panorenana vaovao novolavolaina mba hiantohana ny fanohizan'ny miaramila ny fanjakazakana amin'ny fintantanam-panjakana na dia efa niverina tamin'ny laoniny aza ny fitondrana sivily. Nanambara i Prayuth fa hotanterahana amin'ny herintaona ny fifidianana, kanefa nametraka fameperana maro amin'ny fampielezan-kevitra politika ny governemanta.
Noderaina noho ny herim-pony sy ny famoronany tamin'ny fampisehoana ny toe-draharaha tao amin'ny firenena ilay tarika rap. Ireto ambany ireto ny pikantsary tamin'ny ampahany sasany tamin'ny lahatsarin-kira:

Manondro ny lalam-panorenana 2016 izay noheverina fa hanamora ny fiovan'ny fireneny mankany amin'ny demokrasia, saingy nanamafy fotsiny ny fanjakazakan'ny miaramila izany. Pikantsary tao amin'ny lahatsary YouTube.

Ity ampahany amin'ny lahatsarin-kira ity dia manondro ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 2014 sy ny fitondrana jadona miaramila ao Thailandy. Pikantsary tao amin'ny lahatsary YouTube.

Ny praiminisitra Prayuth no lehiben'ny tafika izay nitarika ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 2014. Pikantsary tao amin'ny lahatsary YouTube
Manasongadina vondron'olona izay toa mihirahira amin'ny fanohanana ny sary. Nambara any amin'ny faran'ny lahatsary fa manondro ireo vahoaka sy ny tafika miaramila izay nanafika sy namono mpianatra am-polony tao amin'ny Oniversite Thammasat izay nanao hetsi-panoherana manohitra ny fitondrana miaramila tamin'ny taona 1976 izany raha ny tena izy .

Namerina indray ny iray tamin'ireo herisetra nitranga tamin'ny famonoana tao amin'ny Oniversite Thammasat tamin'ny taona 1976 ilay lahatsarin-kira. Pikantsary tao amin'ny lahatsary YouTube
Raha nanontaniana momba ny fanapahan-kevitra ny hampiditra ato amin'ity lahatsary ity ny famonoana olona feno herisetra izay nahantona tamin'ny hazo tao amin'ny Oniversiten'i Thammasat, sy ny hoe mety ho fanomezam-boninahitra ny herisetra ve izany, dia nanazava tao anatin'ny antsafa tamin'ny tranonkala Prachatai ny tale Teerawat Rujintham hoe :
Sometimes we also have to present violence using a straightforward method, so that people will feel and see certain truths.
Society that lives under fear and self-censorship doesn’t work. If we believe in something, we must be brave enough to fight and take a stand for it.
Indraindray dia ilaina ny mampiseho herisetra amin'ny fomba tsotra, mba hahatsapan'ny olona sy hahitany ny fahamarinana sasantsasany.
Tsy mahomby ny fiarahamonina miaina anaty tahotra sy ny fanivanan-tena. Manana risim-po hiady sy hijoro amin'izany isika raha mino zavatra iray.
Nanakiana ilay hira ho “tsy fanajana” ny firenena ireo manampahefana notarihin'i Prayut ary nandrahona ny hanadihady ity tarika rap ity ireo lehiben'ny polisy sy hitory ireo izay mampiroborobo ny hira ao amin'ny tambajotra sosialy. Hatreto, tsy mbola nisy ny fisamborana.
Namorona ny hirany rap manokana kosa ny governemanta etsy andanin'izany izay mankalaza ny fanavaozana sy ny fandrosoana, saingy tsy nahomby tao amin'ny tambajotra sosialy izany.
Azo inoana fa nahatsapa ny lazan'ilay hira teo amin'ny tanora ny governemanta Prayut ary mitandrina tsara mba tsy hanaitra ny fihetseham-pon'ny vahoaka amin'ny fotoana itadiavany ny fanohanana avy amin'ny mpifidy.
Eny tokoa, mpisera Thailandey maro sy mpitarika antoko politika samihafa no naneho ny fanohanany ireo mpiangaly rap:
I always say soft power like music and literature is a critical force to push the society towards progressive future. Rap Against Dictatorship has done a great job with #ประเทศกูมี. They show the world that we Thais do not surrender to the Junta’s rule. https://t.co/Z0QkDurDlS
— Thanathorn Juangroongruangkit (@Thanathorn_FWP) October 26, 2018
Milaza foana aho fa hery manan-danja hanosehana ny fiarahamonina mankany amin'ny hoavy mandroso ny fahefana malefaka toy ny mozika sy ny literatiora. Nanao asa goavana niaraka tamin'ny #ประเทศกูมี ny Rap Against Dictatorship (Ny mozika rap manohitra ny didy jadona). Mampiseho an'izao tontolo izao izy ireo fa tsy milefitra amin'ny fitondrana Junta izahay Thailandey .
Namaly ireo mpitsikera izay nanendrikendrika azy ireo ho nandoto ny endrik'i Thailandy manerantany tao anatin'ny antsafa niarahana tamin'ny tranonkalam-baovao Coconuts ny “Rap Against Dictatorship” :
To the people who say we’re ‘ruining Thailand’s reputation’, I ask what looks worse: turning a blind eye on the problems that everyone already knows about anyway or recognising our problems and starting a conversation to look for solutions?
Ho an'ireo olona milaza fa ‘manimba ny lazan'i Thailandy’ izahay, dia manontany aho hoe inona no ratsy kokoa: manodinkodina ny maso jamba amin'ny olana izay efa fantatry ny olon-drehetra sa mahafantatra ny olantsika ary manomboka ny resadresaka mba hitady vahaolana?
Jereo ny lahatsary feno amin'ny ‘Prathet Ku Mi’
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...