28 Novambra 2018

Tantara tamin'ny 28 Novambra 2018

Ny bilaogy tsara indrindra tany Kôsta Rika

  28 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nisafidy dimy tamin'ireo bilaogy  Kôsta Rikana tsara indrindra ny vondrona Bloggos . Ireo bilaogy miisa dimy tafakatra dingana famaranana: Caos entre ángeles y demonios fusildechispas betobeto.com korova-milk-bar Medea Material Mirary soa ho an'ireo tafakatra famaranana .

Ny WSIS Youth Caucus any Ghana

  28 Novambra 2018

Vao nahavita ny antsafa nifanaovana tamin'i Leopold Armah sy Regina Banini avy ao amin'ny WSIS Youth Caucus any Ghana aho, nifampiresaka momba ny andraikitry ny tanora Afrikana ao amin'ny Fihaonambe Iraisam-pirenena momba ny Fiarahamonin'ny Fampitam-baovao nokarakarain'ny Firenena Mikambana. Manasa anao hihaino ny rakipeo i Andy.