Panama: Zavatra mahavariana eny amin'ny lalambe

(Marihina fa tamin'ny 17 May 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Indraindray rehefa mandeha fiara amin'ny làlan'i Panama dia mahita zavatra hafahafa tokoa. Raha tsy nisaraka tamin'ny fakantsary teny an-tanana i CaDs  dia nahazo ny sarin'ny lehilahy iray natory tamin'irony ‘hamac (fatoriana mitsingevana) irony taorian'ny kamiao iray am-pandehanana izy.

2 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.