Tantara tamin'ny 21 Jolay 2018
Netizen Report: Mijery lalàna vaovao hanakanana ny fahalalaham-pitenena ireo mpanao lalàna Israeliana

Ny Advox Netizen Report dia manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny azo an'aterineto manerantany.
Ceibal Jam!: Mamorona fampiharana eo an-toerana ho an'ny filàn'ny fampianarana ao Orogoay

Nanaraka vondrona mpianatra sy mpampianatra mpilatsaka an-tsitrapo avy ao amin'ny Anjerimanontolon'ny Repoblika izay nandeha tany Santa Lucía, Orogoay mba hampiseho ireo mpampianatra ao amin'ny sekoly ambaratonga voalohany ny fomba fampidirana ny sehatra EduBlog ao anatin'ny hetsika ao an-dakilasy izahay.
Myanmar: Sary sy rohy famintinana
(Marihina fa tamin'ny 8 May 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Nahita sary tsara tarehy vitsivitsy avy amin'ireo bilaogera ao Myanmar aho ka nangoniko izy ireo ho toy ny...
Teti-dratsin'ny tontolon'ny bilaogy Anglo-Venezoeliana
Amin'ity herinandro ity, Peace Journalism (Asa fanaovan-gazety momba ny fandriampahalemana) dia mitondra lahatsoratra ho antsika izay mikasika ny fifantohana ara-politika ao amin'ny aterineto sy ny bilaogim-baovaon'ny olom-pirenena Venezoeliana.
Panama: Zavatra mahavariana eny amin'ny lalambe
Indraindray rehefa mandeha fiara amin'ny làlan'i Panama dia mahita zavatra hafahafa tokoa. Raha tsy nisaraka tamin'ny fakantsary teny an-tanana i CaDs dia nahazo ny sarin'ny lehilahy iray natory tamin'irony 'hamac' (fatoriana mitsingevana) irony taorian'ny kamiao iray am-pandehanana izy.
Malayzia: Namely ny atsimon'i Malayzia ny onjan-tondradrano faharoa
Andro vitsy taorian'ny nanombohan'i Malezia ny Visit Malaysia Year 2007, niharan'ny oram-be mivatravatra ny fanjakana Atsimon'i Malezia Johor izay nitarika azy mankany amin'ny onja tondra-drano.