Filipina: Namonjy Ain'Olona Miisa 36 Nandritra Ny Tondradrano Ny Hazo Dita
Dikandahatsoratra
(Marihina fa tamin'ny 6 Novambra 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Hazo Dita mirefy 12 metatra no lasa fialofana ho an'ireo ankohonana miisa 7 ahitana olona miisa 36 tao Barangay Bagong Silangan (Tanàna Atsinanana Vaovao), Tanàndehiben'i Quezon, Metro Manila raha niakatra ny rano tamin'ny faha 26-n'ny volana Septambra. Noho ny ranon'orana vokatry ny rivodoza Ketsana izay namely an'i Filipina ny Septambra 2009 no nahatonga ny fiakaran'ny rano tampoka. Io no tondradrano ratsy indrindra niseho tao amin'ny firenena tao anatin'ny 40 taona izay.
Vitsy dia vitsy sisa ny hazo Dita tavela tao amin'ny faritr'i Metro Manila. Vondrom-piarahamonina mahantra any an-tanàndehibe any avaratra atsinanan'ny renivohitr'i Filipina ny Barangay Bagong Silangan. Olona mihoatra ny 30 no maty tao amin'ity vondrom-piarahamonina ity nandritra ny tondradrano.
Manazava ny antsipiriany bebe kokoa i Arkibong Bayan :
36 members of 7 families climbed up this dita tree as the flood waters was rising and were saved. They stayed on the branches of this tree from 10 AM of Sept. 26 up to 3 AM of the following day when they climbed down with the waters still waist deep because they were cold and hungry for 17 hours. The oldest was 60 years old and the youngest 2 weeks old
Moral lesson: Don't cut trees, they may save your life one day. (In this case, literally.)
Olona miisa 36 tao amin'ny ankohonana miisa 7 no nianika ity hazo dita ity rehefa niakatra ny rano ary avotra izy ireo. Nijanona teny ambonin'ity hazo ity izy ireo nanomboka tamin'ny 10 ora maraina ny 26 septambra ka hatramin'ny 3 ora maraina ny andro manaraka, nidina ny hazo izy ireo raha mbola hatreny ambalahana ny rano satria nangatsiaka sady noana nandritra ny 17 ora. 60 taona no lehibe indrindra ary vao 2 herinandro monja ny kely indrindra.
Anatra: Aza tapahina ny hazo, mety hamonjy ny ainao izy ireny indray andro any. (Ara-bakiteny izany tamin'ity tranga ity.)
Nitantara ireo olona sisa velona fa nisy bibilava lehibe maro ihany koa nitady fialofana teo amin'ity hazo Dita ity.
Ankoatra ny hazo Dita, nisy hazo hafa ihany koa izay nolazain'ny mponina fa namonjy ny ain'ireo mponina tany amin'ny tananakely hafa
Sabi ng mga taong nakausap namin nung magpunta din kami dun, maliban sa dita tree, may isa pang puno dun na mas manipis pero mataas din. doon daw sumabit yung isang pamilyang nakasakay sa yero. Meron ding 2 month old baby na natangay ng agos sa puno kaya sinungkit din nila.
Araka ny filazan'ny mponina sasany, nisy hazo iray hafa (kely kokoa noho ny Hazo Dita) izay nampiasain'ny fianakaviana ho fialofana vonjimaika ihany koa. Nisy zazakely iray roa volana nentin'ny riakan'ny tondradrano ihany koa teo akaikin'ny hazo. Voavonjy ihany koa ilay zazakely.
Afaka nitsidika ny tanànakely ny TASK FORCE: children of the storma ary nahita ilay “Hazon'aina” ihany koa izy ireo.
We were also shown what we now call the “Tree of Life”, the Dita tree where 7 families (34 individuals) sought refuge during the flood and were saved from the raging flood waters.
The surviving residents, who were surveying their homes for repairs, talked of how they climbed from roof to roof seeking higher grounds. They recounted how they rescued a 2 month old baby on floating aluminum roofing.
Naseho anay ihany koa ilay antsointsika ankehitriny hoe “Hazon'Aina”, ilay hazo Dita izay namonjy ny fianakaviana miisa 7 (olona miisa 34) nandritra ny tondradrano ary voavonjy tamin'ny tondradrano masiaka.
Ireo mponina sisa velona, izay nanara-maso ny trano fonenany ho an'ny fanamboarana, dia niresaka momba ny fomba niampitampitan'izy ireo ny tafotrano maro mba hitady toerana avo kokoa. Notantarain'izy ireo ny fomba nanavotan'izy ireo ny zazakely vao roa volana monja izay nitsingevana tamin'ny tafo fanitso.
Nahazo fanehoan-kevitra avy amin'ny mpamaky iray i Arkibong Bayan izay nizara tantara mitovitovy tamin'izany momba ny fomba nanavotan'ny hazo manga iray ny ain'olona maro nandritra ny loza voajanahary telo taona lasa izay
During the onslaught of Supertyphoon Reming on November 30, 2006, a mango tree saved 5 lives in Padang, Legazpi City (Bicol Region in Luzon Island). One survivor had two choices: the mango tree or the slab roof of a house. She chose the tree; those on the slab roof were entirely swept away to the sea.
Lesson: Plant a tree. It may save your life
Nandritra ny fandalovan'ny Rivodoza mahery Reming ny 30 Novambra 2006, hazo manga iray no namonjy ain'olona miisa 5 tao Padang, Tanàndehiben'i Legazpi (faritra Bicol ao amin'ny nosy Luzon). Nanana safidy roa ilay olona sisa velona : na ilay hazo manga na ny tampon'ny trano iray. Nisafidy ny hazo izy; nofaohin'ny rano nankany amin'ny ranomasina avokoa ireo teo amin'ny tampon-trano .
Lesona: Mambole hazo. Mety hamonjy ny ainao izany
Rehefa tafavoaka velona tamin'ny tondradrano nahafatesan'olona tamin'ny volana Septambra, niatrika fanamby goavana tamin'ny fananganana indray ny tranony sy ny fivelomany ireo mponina tao Barangay Bagong Silangan. Niova tanteraka ilay vondrom-piarahamonin‘izy ireo. Rava ny trano ary maro ny fotodrafitrasa fototra no simba.
We were told that before Ondoy (Typhoon Ketsana) the area was congested like any other urban poor area.
Now, only the relatively sturdy homes survived. And the area looks spacious with wide, open spaces — all because the homes had been swept away by rampaging and swirling flood waters.
Nolazaina taminay fa feno olona ny faritra talohan'i Ondoy (Rivodoza Ketsana) toy ny faritra hafa mahantra an-tanàndehibe rehetra.
Ankehitriny, ireo trano mafy orina ihany sisa no tafajoro. Ary lasa midadasika ny toerana ahitana tokotany malalaka – lasan'ny rano noho ny famelezan'ny tondra-drano mafy ny trano no anton'izany rehetra izany.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...