(Marihina fa tamin'ny 21 Septambra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)
Mankalaza ny faha 125 taonan'ny lalamby Egyptiana eto ilay bilaogera Egyptiana Zeinobia.
Historically and internationally we were the second country after UK to have a railways. Today from 125 years on the 16th of September 1856 Egypt inaugurated the first railway in Africa and in the East.
It was during Khedive Abbas I era.The Railway was from Alexandria to Cairo “209 km”. Khedive Abbas I whom we rarely remember signed an agreement with Engineer Robert Stephenson to build the railways for 56,000 Pounds in 1850. In 1851 Stephenson had accepted to be Engineer-in-Chief to the Egyptian Railway between Alexandria and Cairo. In 1855 Stephenson inaugurated the first two moveable bridge in Egypt at Kafr Zayat and Benha.
Isika no firenena faharoa aorian'ny Fanjakana Britanika manana lalamby ara-tantara sy iraisam-pirenena. 125 taona androany, tamin'ny faha 16 Septambra 1856 no nanokanan'i Egypta ny lalamby voalohany taty Afrika sy taty Atsinanana.
Nandritra ny vanim-potoana nitondran'i Khedive Abbas I izany. Miala avy any Alexandria hatrany Cairo ny lalamby mirefy “209 km”. Nanao sonia ny fifanarahana niaraka tamin'ilay injeniera Robert Stephenson tamin'ny fanorenana ny lalamby mitentina 56.000 Livra tamin'ny taona 1850 i Khedive I Abbas izay zara raha tsaroantsika. Tamin'ny taona 1851, nanaiky ho Lehiben'ny injeniera misahana ny Lalamby Egyptiana mampitohy an'i Alexandria sy Cairo i Stephenson. Tamin'ny taona 1855, notokanan'i Stephenson ny tetezana roa voalohany afaka afindra tany Egypta tao Kafr Zayat sy Benha.