Nanome voninahitra ireo namoy ny ainy 3000 tamin'ny 11 septembra ny Mpisiokantserasera manerana ny tontolo Arabo, mahatsiahy ny zava-niseho mahatsiravina nataon'ny mpampihorohoro Al Qaeda izay nandefa fiaramanidina mpitondra olona 4 handona ny tranobe tao Etazonia izao tontolo izao folo taona lasa izay.
Mpanao tantara an-tsary Saodiana Malek Nejer nilaza fa heloka mahatsiravina ny tamin'ny 11 Septambra, na iza na iza nahavita izany.
Avy ao Dubai, Emirà Arabo Mitambatra, no nanamarika i AbstruseArif:
@AbstruseArif: today is one of those days that many wished didnt happen..yet it did..#screamsstillresonates #911
Avy any Bahrain, bilaogera Mohammed Al Maskati na emoodz, ni-tweet hoe:
@emoodz: My thoughts and prayers go to the American, Afghan and Iraqi victims of the horrific terror acts of #911.. May their souls rest in peace..
Nampiany hoe:
@emoodz: Lots of lessons to be learnt by how America handled the aftermath of #911.. Focus on the future but never forget the past.. #lulu #Bahrain
Dokotera mpitsabo nify Saodiana Nouf Abdulrahman manameloka niampanga ilay mpampihorohoro Saodiana Osama bin Laden noho ny fahafatesan'ireo niharam-boina tamin'ny 11 Septambra, sy ny ady tany Iraka sy Afganistana – nirotsahan'i Etazonia niady tamin'ny fampihorohoroana.
Ni-tweet izy hoe:
Ho an'i Saud Al Sheikh, avy any Arabia Saodita, mampatsiahy habibiana hafa ny fahatsiarovana. Nisioka izy hoe:
@SAMAlsheikh: You remember 911 yet you don't remember the massacre of 8000+ muslims in bosnia.
@SAMAlsheikh: You remember 911 but you don't remember an estimated 2million palestinians killed since 1948
Avy any Riyadh, Arabia Saodita, AhmadOTB nanao fanamarihana tahaka izany ihany koa:
@AhmadOTB: It's 9/11 in the states but it's 24/7 in Palestine, Iraq and Afghanistan
Ary i Nora Al Ashaikh, avy ao Arabia Saodita, nanampy toy izao kosa:
@Neeart: I'm so sorry that some people died in 9/11 but it's happening every day in middle east, people are dying every day…
Namana Saodina, Haneen Baitalmal kosa, na dia izany aza, sanganehana tamin'ny tsy firaharahian'ny olona sasany. Nanamarika izy hoe :
@HaneenBa: I truly can't understand people who say 9/11 is overrated. Have some mercy in you for gods sake!
Ary farany nefa tsy ny kely indrindra, mpanao gazety monina ao Dubai Tom Gara nanao fanamarihana toy izao:
@tomgara: In the ten years it has taken to almost build a new World Trade Centre, Dubai basically built Dubai.