Tantara mikasika ny Paortiogaly tamin'ny Oktobra, 2012
Sainam-pirenena natsongoloky Ny Mpitondra Portiogey Nandritra Ny Fetim-pirenena
Nanamarika Ilay fankalazana ofisialy ny faha-5 oktobra tao Portiogaly, fetim-pirenena nanaganana ny repoblika ny taona 1910, ny fihetsika miavaka sy azo atao hoe mampalahelo nataon'ny Filoha Cavaco Silva, raha nampitsongoloka tsy nahy ny sainam-pirenena.
Fahirano Ny Antenimera Portiogey: “Tsy Tetibolanay io”
Nisy fahirano ny Antenimiera Portiogey [pt] nitranga tamin'ny 15 Oktobra 2012, andro ofisialy nametrahan'ny fitondrana Portiogey ny tetibolam-panjakana 2013 [pt] tamin'ny Filohan'ny Antenimiera. Gaga amin'ny tsy filazan'ny fahitalavitra amin'izy ity olo-tsotra mampita vaovao
Portiogaly: Kolontsai-Panoherana Tabataba Manerantany An-tSary
Maka endrika ara-kolontsaina sy zavakanto ny hetsika Global Noise miaraka amin'ny veli-vilany nanerana ny tanandehibe 14 tany Portiogaly, tamin'ny 13 Oktobra, manaraka ny tigetra hoe "Sokiro ny troika! Ny Fiainanay no ilainay". Ao amin'ity lahatsoratra ity no hamorianay sary sy lahatsary notsongaina tamin'ny fihetsiketsehana.
Hetsika Kapoka Vilany Manerantany Kasaina Atao Ny 13 Oktobra
Antenaina hampangorintsina ny sofina mora mahare ny andro hikapokapohana vilany (lapoaly) hotontosaina manerantany amin'ny 13 Oktobra 2012. Ny fanentanana Global Noise [Tabataba Manerantany] dia karakarain'ireo fikambanana iraisampirenena ao amin'ny Occupy [Bodoy],...