Tantara mikasika ny Paortiogaly tamin'ny Oktobra, 2021
Ny naposaky ny Pandora Papers manerana ny firenena miteny paortiogey
Mpanao politika maro no voarohirohy tany Angola, Mozambika ary Portiogaly. Talohan'izay, tsy mbola voapaingotra tamin'ny afera maizina any ivelany ny anaran'izy ireo.