· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Paortiogaly tamin'ny Janoary, 2008

Paortiogaly : Voafitaka izahay

  12 Janoary 2008

Susana Charrua [pt] no manaitra fa nanapa-kevitra ny hampandany ny fifanarahana vaovaon’ny fihavaozana Eoropeana eny anivon’ny parlemanta indray ny Praimnisitra Portigey Jose Socrates fa tsy amin’ny alalan’ny fitsapan-kevi-bahoaka araka ny nampanantenainy, “Tena tantanina mpanao didy jadona amin’ny karazany ratsy indrindra isika, tokony hanahy sy hiatrika azy amin’ny fomba tsy ara-dalàna,...