Tantara mikasika ny Paortiogaly tamin'ny Oktobra, 2022
Niala tsiny noho ny fandripahan'olona nandritra ny fanjanahantany tany Mozambika i Portiogaly
Niala tsiny tamin’ny trangam-pamonoan’olona tao Wiriamu, Mozambika niseho tamin’ny 16 Desambra 1972 ny governemanta Portiogey izay nahitana sivily manodidina ny 400 eo ho eo novonoin’ny miaramila Portiogey.