Tantara mikasika ny Paortiogaly tamin'ny Oktobra, 2015
Futureplaces: Mampiantrano ny laboratoaran'olompirenena misahana ny media i Porto
Niverina ao Portiogaly manomboka ny 20 ka hatramin'ny 24 oktobra ny hetsika fanao isan-taona izay mahatonga ny tanànan'i Porto ho “laboratoaram-pampitam-baovao ho an'ny olompirenena”.