Tantara mikasika ny Reunion tamin'ny Jolay, 2018

Reunion: Mavitrika mibilaogy

  22 Jolay 2018

Manakaiky an'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo, iray amin'ireo tontolon'ny bilaogy mavitrika indrindra ao amin'ny firenena miteny Frantsay i Reunion, Departemanta Frantsay am-pitandranomasina miorina ao amin'ny Ranomasimbe Indiana ao Atsinanan'i Afrika.