Tantara mikasika ny Gambia tamin'ny Oktobra, 2022
Niteraka hatezeran'ny vahoaka Gambiana ny fahafatesan'ireo ankizy miisa 69 vokatr'ilay odi-kohaka vita avy tao India.
Ankizy marobe nisotro ilay oi-kohaka no tratry ny aretina henjana mpahazo ny voa (IRA) nitarika fahafatesana ankizy manodidina ny 70.