Tantara mikasika ny Gambia tamin'ny Febroary, 2016
Mankalaza Ny Faha 51 Taonan'ny Fahaleovantena i Gambia, Fa Tsy Ny Rehetra No Mankalaza
Nankalaza ny faha-51 taonan'ny fahaleovantenany avy tamin'ny Grande Bretagne i Gambia ny 18 Febroary 2016, maherin'ny 50 taona taorian'ny naha fanjakana faha-37manana ny fiandrianany ao Afrika azy.