Tantara mikasika ny Katara tamin'ny Oktobra, 2021
Nasaina namotsotra ireo gadra 21 nanohitra ny lalànam-pifidianana “manavakavaka” i Qatar
Mandràra ireo Qatari izay voasokajy ho "nampidirina" fa tsy "teratany" tsy hilatsaka kandida amin'ny fifidianana ary mandràra azy ireo tsy hifidy, na izy roa ny lalana vaovao mifehy ny fifidianana ho avy.